Terra / Fambolena

Ny fampandrosoana mitsinjo ny ampitso dia sady hery fihavaozana no singa mahasamihafa. Terra dia hikaroka hatrany vahaolana misaina ny ampitso, miaro sy manome lanja ireo akora fototra.
Hanatsara ny fidiram-bola, hampivoatra ny asa famokarana amin’ny fanatsarana ny fahaiza-manao sy ny fahalalana amin’ireo toerana iasany, fitsinjovana ny fahasalaman’ireo mpiara-miasa (ireo mpaninjara, ireo mpampiasa ary ny mpanjifa) amin’ny alalan’ny tolotra manaja ny rindra voajanahary… anisan’ny fenitra ezahan’ny Terra hajaina ireo voatanisa ireo. Izany anefa tsy tanteraka raha tsy miara-miasa amin’ny mpamatsy avo lenta sy azo itokisana. Ireo mpamatsy ireo dia efa an-taonany maro no mamatsy ny TERRA ary hanany toky tanteraka.

Logo Savana
Logo Arysta
Logo Dow
Logo Timac Agro