EMACOT 050 WG
Emamectine benzoate 50 g/kg

EMACOT 050 WG dia famonoana bibikely vokarin’ny orinasa SAVANA.

EMACOT 050 WG dia mifanaraka amin’ny fepetra takian’ny voly satria :
• Mahomby : fangaro vaovao, fomba fiasa vaovao
• Tsy misy fanoherana amin’ny bibikely hafa
• Tsy dia misy fiantraikany amin’ny tontolo iainana (fahalotoana, ambany ny tahan’ny singa anatiny ilaina amin’ny hektara)
• Mora ampiasaina
Ny bibikely matiny : olitra maitso, sababaka fondrana, sababaka be na vangavanga, ala mena

Helicoverpa Spodoptera

Voly mety aminy :
• Vary, katsaka, …
• Legioma
• Coton

Sary Emacot 050 WG
Sary Emacot 050 WG

ANDRANA EMACOT 050 WG

Andrana natao tamin’ny Black Eyes

Tsimijaly Mampikony
24/04/16
02/06/16

Vokatra azo : + 8%    Tombony :  + 129 000 Ariary

Velaran-tany nanaovana ny andrana 0,5 ha
Fanafody AGRICOM Fanafody hafa
EMACOT 050 WG :
Emamectine benzoate 50 g/kg
X :
Emamectine benzoate 19 g/l
Tany nasiana fanafody Tany tsy nasiana fanafody
Fatra napiasaina
80 g/ha 1 l/ha
Saran’ny fampiasana fanafody
16 000 Ariary 25 000 Ariary
Vokatra azo
1 950 KG 1 800 KG
Tombony
1 560 000 Ariary 1 440 000 Ariary