Accueil / Sur le terrain / Les essais Agriculture / Pacha super 35 EC

PACHA SUPER 35 EC
(lambdacyhalothrine 15g /l, acetamipride 20 g /l)

PACHA SUPER 35 EC dia famonoana bibikely vokarin’ny SAVANA.

Ny bibikely matiny : lali-potsy, fandrama, vitsika, olim-panja

Pucerons Héliotis

Voly mety aminy :
• Legioma
• Hazo fihinam-boa
• Kafe

Sary Pacha Super 35 EC

ANDRANA PACHA SUPER 35 EC

Andrana natao tamin’ny Lojy

Befandriana Ambato Boeny
17/05/16
08/06/17

Vokatra azo : + 73%    Tombony :  + 1 076 000 Ariary

Velaran-tany nanaovana ny andrana 1000 m²
Fanafody AGRICOM Fanafody hafa
Pacha super 35 EC :
lambdacyhalothrine 15 g/l, acetamipride 20 g/l
X :
chlorpyriphos 500 g/l + cypermethrine 50 g/l
Tany nasiana fanafody Tany tsy nasiana fanafody
Fatra nampiasaina
2 l/ha 1 l/ha
Saran’ny fampiasana fanafody
20 000 Ariary 24 000 Ariary
Vokatra azo
1 650 KG 950 KG
Tombony
2 640 000 Ariary 1 520 000 Ariary