HEPASOL
Sorbitol…310 g, Choline chlorure…90 g, Méthionine acétyl…24g

Noho ny tsy fahazakan’ny biby ny famokarana be loatra dia ilaina ny mameno ny sakafon’izy ireo amin’ny alalan’ny fanampi-tsakafo.
Andrana natao tamin’ny akoho fakana nofo mba ampitombo ny lanjany

Sary Hepasol

ESSAI HEPASOL

Alakamisy Antananarivo
18/05/17
Akoho 400 isa
Souche Hubbard classique


Vokatra azo : + 8%    Tombony :  + 1 047 300 Ariary

Akoho nanaovana ny andrana : 400 Tsy nampiasana fanafody : 400
Lanjan’ny akoho 400 Lanjan’ny akoho 400
760kg 584kg
Vidim-panafody
8.700 Ariary 0 Ariary
Vidin’ny akoho
4.560.500 Ariary 3.504.000 Ariary
Tombony
1.047.300 Ariary