VIGOSINE
Sorbitol…25g, Sulfate de magnésium…25g, Chlorhydrate de carnitine…5g

Fanampin-tsakafo mampazoto homana sy mora levonina. Natao avy amin’ny akora natoraly mivady tsara amin’ny sakafon’ny akoho.
Andrana natao tamin’ny akoho manatody lava hiadiavana amin’ny tsy fahampian’ny atody.

Sary Vigosine

ANDRANA VIGOSINE

Antanetibe Mahazaza Antananarivo
14/02/17
28/02/17
1000 isa
28 herinandro
LFL
Souche Novo brown


Vokatra azo : + 8%    Tombom-barotra :  + 97 000 Ariary

Akoho nanaovana ny andrana : 1000 Tsy nampiasana fanafody : 1000
Famokarana atody tao anatin’ny 5 andro Famokarana atody tao anatin’ny 5 andro
4535 + 325 œufs 4210
Saran’ny fampiasana fanafody
76.800 Ariary 0 Ariary
Vidin’ny atody
1.360.500 Ariary 1.263.000 Ariary
Tombony
97.000 Ariary