TERRA Group dia vondron’orinasa miasa amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana, ny indostria ary ny fandraisam-bahiny. Orinasa telo no mandrafitra ny vondrona TERRA Group :

  • Terra izay manafatra sy maninjara fanafody ho an’ny biby fiompy, akora ho an’ny fambolena sy ho an’ny indostria.
  • La Ferme d’Ivato, orinasa manao fambolena biolojika sy fiompiana akoho amam-borona
  • Le Combava, trano fivahinianana sy fisakafoana (SEH)
Fahaiza-manao voasedra tanatin’ny 27 taona nisian’ny vondrona Terra group ary fifarimbonan’ny mpiara-miasa 170 ankehitriny no entina mamaly filàna sy manome fahafaham-pon’ny mpanjifa.

Proactivité

Est proactif celui qui anticipe les attentes et prends l’initiative de l’action. Plutôt que de réagir simplement aux événements ou attendre les opportunités, il s’agit d’avoir un coup d’avance, d’être préparé aux différentes situations possibles. Pour TERRA, il s’agit de notre responsabilité vis-à-vis de nos clients car l’accompagnement et les conseils font partie intégrante des offres que nous proposons. Nous sommes responsables par rapport à nos collaborateurs à travers la sécurité sociale et les formations et envers la société, notamment à travers La Ferme d’Ivato qui soutient l’amélioration des conditions de vie de nombreux ménages dans le fokontany d’Ambohipanasina.

Kalitao

Kalitaon’ny vokatra sy tolotr’asa, ireo no vaindohan-draharaha ho an’ ny Terra Group ho fanomezana fahafam-po ny mpanjifa. Azo tarafina izany amin’ny fisafidianan’ny Terra Group ireo mpamatsy izay laboratoara sangany sy mpamokatra fanafody manan-daza maneran-tany, amin’ny fifantenan’ny groupe ireo akora ampiasainy ary ireo mpiara-miasa amin’ny orinasa. Mampiavaka ny Terra Group ihany koa ny fanolorany tolotra mifanaraka amin’ny filàna sy ny hetahetan’ny mpanjifa (fanohanana ara-toro-hevitra na ifotony na an-telefonina momba ny fampiasana ny fanafody, fiaraha-miasa amin’ny mpamatsy efa be traikefa).

Tsy fivadihana

Ambony noho ny fitsipi-pitondratena, ny fahatokisana dia iray amin’ireo soatoavin’ny Terra Group. Loha-laharana ho anay ny fahamarinana sy ny etika. Azo tarafina izany amin’ny fanajanay hatrany ny anjara andraikitray amin’ireo tolotra omenay ny mpanjifa ary tandrovanay mandrakariva ny tsiambaratelon’ny fifanarahana.

Fivoarana

Iainana isan’andro ao amin’ny Terra Group ny karoka manavao, fanatsaràna tsy mihato ireo fitsipika mandrindra ny asa, fanatsaràna ny zava-bita ary ny kalitaon’ny tolotr’asa. Toy izany koa ny fitaovana, ny fanavaozana ny rindran-tolotra, ny fampiofanana tsy tapaka ireo mpiara-miasa.

Fifandraisana

Communiquer est important pour le bon fonctionnement d’une entreprise. Quelle que soit sa taille, l’entreprise forme un tout. Plusieurs personnes, services, départements, directions interagissent pour atteindre un objectif. Au-delà de notre plan de communication, chaque personne chez TERRA véhicule également l’image de l’entreprise. Nous appliquons ainsi une charte pour l’accueil de nos différents partenaires et exigeons de nos collaborateurs un comportement conforme à nos valeurs.

Fahaizana miara-miasa

Miara-misalahy mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa ireo miasa rehetra. Ny fahaizana miara-miasa dia manafaingana ny asa sy manatsara ny tolotra omena ny mpanjifa. Taratry ny fahaizana miara-miasa an’ny ekipa ny fifampihainoana, ny firaisan-kina ary ny fifampitokisana.

Logo Agricom

Ny fahasalamana sy ny sakafon’ny biby fiompy

Akoho amam-borona, omby, kisoa, alika, saka, …

Ahitana fanafody miisa 180 : ny vaksiny, ny fanadiovana trano fiompiana, ny fiarovana amin’ny bibikely, ny fanalàna kankana, ny fanampiana amin’ny fandevonan-kanina, ny sakafo sy fanampin-tsakafo…

Laboratoara :

  • Ceva
  • Laprovet
  • Boehringer (Merial taloha)
  • Le Gouessant
  • Act
Sary omby mena

Fiarovana sy fikolokoloana ny fambolena

Vary, katsaka, lojy, varimbazaha, kabaro, legioma, voankazo, kakao, fary …

Tolotra feno ahitana fanafody miisa 150 : ny famonona holatra, bibikely, ahi-dratsy, ny zezika. Ao koa ny fitaovana sy kojakoja ho an’ny fambolena

Mpamatsy :

  • Savana
  • Arysta
  • Dow
  • Fertinagro

Indostria

Fikarakarana sy fitahirizana ny rano ampiasain’ny indostria
Fikarakarana ny ranon-dobo filomanosana
Akoran’ny indostria fikirakirana lamba
Hanitra ho an’ny sakafo
Fidiovana – Fanadiovana

Mpamatsy :

  • Aloès
  • Mane
  • Protex
  • Lonza
  • Savana
  • SNF

Sary legioma

Mpamatsy:

Le Combava

Le Combava tohatra

Trano fisakafoanana sy fandraisam-bahiny anisan’ny tsara ao Antananarivo ny Le Combava. Milamina, mihaja ary azo antoka.
15 minitra miala avy eo amin’ny seranam-piaramanidina, ary akaikin’ny ny tsenan-taozavatra ny Le Combava.
Manana efitrano fivahiniana 17 izahay, samy manana ny haingony ary ahitana lakozia misy lafaoro micro-onde, famanan-drano ary minibar, ao koa ny fitaovam-pifandraisana avo lenta toy ny TV satellite sy Internet ary ny Wifi maimaim-poana.

Le Combava efitra
Le Combava trano fisakafoanana

Misy toeram-pisakafoana efatra ato amin’ny Le Combava : ny efitra anatiny, ny “terrasse”, ny “verrière” ary ny “jardin”. Sakafo mafilotra malagasy sy iraisam-pirenenea no atolotra ao, misy ihany koa ny tonotono sy ny pizza. Mahazaka olona zato ny toerana, ary mivoha isan’andro amin’ny 12 ora atoandro hatramin’ny 2ora tolak’andro ary amin’ny 6 ora hatramin’ny 9 ora alina.
Ny Le Combava sy ny Auberge de la Ferme d’Ivato irery ihany eto Antananarivo no mikarakara sakafo avy amin’akora ara voajanahary (BIO) sy akoho amam-borona nompiana an-kalamanjana avy amin’ny toeram-pambolena sy fiompiana azy ihany, ny La Ferme d’Ivato…

L’Auberge de la Ferme d’Ivato

L'Auberge

Sakafo vokatry ny tany vita avy amin’ireo legioma biolojika sy akoho amam-borona ao amin’ny Ferme d’Ivato no aroson’ny Auberge. Toeram-pialan-tsasatra sy fialana voly lavitry ny tabataban’ny renivohitra ny Auberge. Tsy toy ny toeram-pisakafoanana rehetra ny Auberge satria vokatra vao notazana no atolotra eny am-bilia. Mila famandrian-toerana noho izany ny fisakafoanana ao.

Ny Ferme d’Ivato dia ahitana ihany koa trano fandriana (chalet), afaka handraisana olona 15. Tsara rivotra, mahatazana renirano kely; ny maraina ianao dia maheno ny hiran’ireo vorona. Ny Chalet no toerana idealy ialana sasatra na iarahana amin’ny fianakaviana na ny namana rehefa faran’ny herinandro sady 10 minitra monja miala ny seranam-piaramanidina.

Le Chalet

La Ferme d’Ivato

Velaran-tany 13 ha no misy ny “La Ferme d’Ivato”, ahitana :

  • Saha lehibe mizara roa. Ny 1 ha fambolena voankazo sy legioma, ary ny 3,5 ha fambolena Geranium sy Ravintsara BIOLOJIKA
  • Fiompiana ahitana karazam-biby karazany maro
  • Zaridaina ahitana karazan’orchidées an-jatony sy karazan-kazo am-polony tsy fahita hafa tsy eto Madagasikara
  • Ny fatsakana sy ny farihy fisintonana ny rano ampiasaina
  • Ny Auberge de la Ferme d’Ivato izay mandroso sakafo vita avy amin’ny vokatra eo an-toearana ihany
  • Ny Chalet, trano fatoriana voahodidina zava-maitso mahatazana ireo farihy ery amin’ny Ferme.

Fambolena organika

Ny La Ferme d’Ivato dia manaja ny fenitra « BIOLOJIKA » amin’’ny fandaharam-pambolena sy fiompiana ataony.
Volena manaraka fenitra voafaritra ny legioma. Ary masomboly voafantina no ampiasaina mba ahazoana vokatra mahafam-po.
Ny akoho amam-borona dia ompiana manaraka ny fenitra “fermier”. Ao anaty efitrano hary fitaovana sy malalaka izy ireo. Mihinana zava-maitso ary misy tokontany afaka andehandehanany mandritra ny tontolo andro.
Manana faritra fambolena orchidée ihany koa ny ferme izay kojakojain’ny manam-pahaizana manokana.
Ny sahan-dravintsara sy Geranium dia mamatsy ny tsena iraisam-pirenena amin’ny “huiles essentielles” « menaka manitra ».
Ny Ferme dia mampiseho ihany koa ny fandraisan’ny Terra Group anjara amin’ny fitandrona ny tontolo iainana sy ny fitsinjovana ny ara-tsosialy. (RSE).

La Ferme d'Ivato
Ekipa TerraGroup

Fialam-boly sy seminera

Isan-taona, manolotra hetsika maro ho an’ny orinasa eto Antananarivo ny Ferme d’Ivato.
Tolotra manokana natao ho an’ny orinasa toy ny « team building » sy ny fivoahan’ny mpiara-miasa izany. Ahafahan’ireo mpiasa mifaly sy miala amin’ny asa mahazatra andavan’andro. Ao anatin’ny andro iray dia maro ny azo atao : kilalao, fampiasam-batana, kilalaon-tsaina… Ny tanjona dia ny hampisy firaisan-kina sy fahaizana miara-miasa amin’ireo mpandray anjara ivelan’ny rafitra iainany isan’andro.

FIfandraisana

8 + 4 =