
Terra / Indostria
Mamaly ny filàn’ny orinasa vaventy eto Madagasikara ny TERRA, indrindra amin’ny fikirakiràna rano, ny hanitra, ny sakafo, ny kojakojan’ny indostrian’ny zaitra, ny fidiovana sy ny fanadiovana.
Ny tanjonay dia :
- Famaliana izay tena filàn’ny mpanjifa sy izay takin’ny lalàna amin’ny alalan’ny fampiasana vokatra tsara kalitao sy manaja ihany koa ireo fenitra iraisam-pirenena.
- Fametrahana tolo-draharaha manokana hanampiana ny mpanjifa rehefa rehefa mametraka ny vahaolana tekinika mamaly ny filàny.
Raisinay ho adidy ny fanampiana ny mpanjifa rehefa mampiasa ny vokatry ny AGRICOM, na amin’ny lafiny teknika izany na ara-pitaovana. Ankoatra ny varotra akora, dia asanay ihany koa ny fanadiadiana ny fototr’olana sy ny fanaraha-maso.







Accompagnement et formation
Nous nous engageons à visiter périodiquement vos installations. Nos équipes organisent des séances de formations et d’information adaptées aux besoins des entreprises.

La meilleure solution
Nous nous engageons à vous proposer les meilleures solutions pour rentabiliser votre production au moyen d’une gamme disponible en stock.

Assistance technique
Nous nous engageons également à vous assister sur vos sites dans l’utilisation de nos produits avec le support technique permanent de nos fournisseurs.