Accueil / Sur le terrain / Formations
Ho fanohanana bebe kokoa ny tantsaha
Mba hanolorana ny tolotra sy ny vokatra tsara indrindra ho an’ny mpanjifany, ny Terra dia manofana matetika ny “technico-commerciaux” amin’ny fivoarana misy eo amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana…
Manomana fivoriana tsy tapaka eo amin’ny mpamatsy sy mpaninjara ihany ko izahay.
Mba hisian’ny fandrosoana sy ny fivoarana tsy tapaka dia mikarakara fiofanana ho an’ireo teknisiana sy ny mpaninjara ihany koa. Izany dia atao miaraka amin’ny fanohanan’ny laboratoara vahiny.

